Namana (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aty antany lavitra aho no mihira ho an'ialahy
Ialahy 'lay namako taloha
Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy
Ka nivavabavaka aho ankehitriny

Fa ialahy no namako satria
Na lavitra aho aza aty
Tsy misy ataoko ambony noho ialahy
Ho antsoiko rehefa manimanina
Ho antsoiko rehefa manimanina

Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy
Ka vdnvvf ny kalo no mandalo ny eritreritro
Tsaroako ato am-poko ny anatranatr' ialahy
Soavadia, hivereno tononkira.serasera.org ny aty

Nifoko mitomany aho satria
Toa lavitra ny taniko aty
Toa tsy ajwoarlc mba mana-namana fa very
Tsy misy dgrolc hampangina ahy aty
Tsy misy hampangina ahy aty


Tonony sy feony : Zoarinjatovo RAHAMISON (1982)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105