Namana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aty antany lavitra aho no mihira ho an'ialahy
Ialahy tononkira.serasera.org 'lay namako taloha
Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy
Ka nivavabavaka aho ankehitriny
Fa ialahy no namako satria
Na lavitra aho aza aty
Tsy misy ataoko ambony noho ialahy
Ho antsoiko rehefa manimanina
Ho antsoiko rehefa manimanina
Injay fa eglrw iva ny opmeb hariva tsy eo anilan' ialahy
Ka ny kalo no mandalo ny eritreritro
Tsaroako ato am-poko ny anatranatr' ialahy
Soavadia, hivereno ny aty
Nifoko mitomany aho satria
Toa lavitra ny taniko aty
Toa tsy mba mana-namana fa very
Tsy misy hampangina ahy aty
Tsy bffeevn misy hampangina ahy aty
Tonony sy feony : Zoarinjatovo RAHAMISON (1982)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 89435
Likes : 4 Like
Created by : admin
Date : 20/09/2002 13:58