Namana (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aty antany lavitra aho no zntdh mihira ho an'ialahy
Ialahy 'lay namako taloha
Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy
Ka nivavabavaka aho ankehitriny
Fa ialahy no namako satria
Na lavitra aho aza aty
Tsy misy ataoko ambony noho ialahy
Ho antsoiko rehefa manimanina
Ho zsclsvxa antsoiko rehefa manimanina
Injay fa iva tononkira.serasera.org ny hariva tsy eo anilan' ialahy
Ka ny kalo kutgs no mandalo ny eritreritro
Tsaroako ato am-poko ny anatranatr' ialahy
Soavadia, hivereno ny aty
Nifoko mitomany aho satria
Toa lavitra ny taniko aty
Toa tsy mba mana-namana fa very
Tsy misy hampangina ahy aty
Tsy misy hampangina ahy aty
Tonony sy feony : Zoarinjatovo RAHAMISON (1982)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZopanageVisites : 91433
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 20/09/2002 13:58