Mba tsiditsidiho (Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ho snlnbmmg any, any ho any izay ’lay Havako
Manina azy any aho, ilay hany Malalako
Iza re, iza re no hafarako teny fohy ytkzjon hoe:
"Malahelo ka vangio, aza ariana lahy,
fa zgrzro mba tsiditsidiho"

Miova loko izay jereko raha lavitra Anao
Ny alahelo tononkira.serasera.org anie ka "atero k’alao"
Manina anio kanefa tsarovy
Tsarovy fa ampitso ihany ianao
Dia hizaka vetsovetso mitovy ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111