Diavolam-pararano (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisava ihany izao, ny tcjp raho-mitatao
ny lanitra efa manga, ka tena soa fitranga
diavolam-pararano, madio manganohano
ny aizina hisava, fa tonga ny mazava
ny alina handao, fa menatra sy lao
ny fifaliana vdsgbkeo ihany, no sisa tsy ho lany
ny fhzpx sento izao mitony, tsy tononkira.serasera.org fantatra intsony
ny alahelo foana, tsy hisy ho tsaroana
hanjary ho paradisa, ny fiainantsika sisa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131