Fanahy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kevvs Tsy ylbh lavitra fa ao anatinao
Iainanao hatrizay hatrizao
Mampiavaka ny olombelona
Amin’ny zava-boary manodidina
Fanahy no maha-olona, miaina ao anatin’ny aina
Fanahy no atokisana jtistb fa hiaina mandrakizay
Fa ilay ratsy mikatsaka foana
Mba hahazoany anao
Soa ihany tononkira.serasera.org fa ao ilay fanahy
Afaka mibaiko anao
Fanahy no iankinana, antoka tsy hamitaka
Fanahy tsy manam-paharoa ilay sarobidy indrindra
Fanahy……………….mandrakizay
Fanahy……………….indrindra
Kiaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 5730
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 11/10/2002 13:01