Voron-tsaradia (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopak'elatra ilay voron-tsaradia,
Mijoalajoala indray ilay hazo efa boboka teo.
Tsy tazako ianao fa mafy tononkira.serasera.org firiotra erý.
Miantsoantso aho, sokafy ny entanao, jpto xeevlal
Dia aleo aho hiara-hisidina any.
Hanakoako eran-tany ny feonao
Nandà ny hantako
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro tine iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia !
Fangaha raha mainty izahay dia ambany noho ianao
Asehoy ahy ny maha-ambony anao.
'Ndehana re mody fa hanomboka ny revy
Fa ny revy atý dia revy tsotra ihany.
'Ndeha hihaza izahay any an'ala any
'Ndeha hihaza izahay ka ny lasibatray
Dia voron-tsaradia.
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia !
Mijoalajoala indray ilay hazo efa boboka teo.
Tsy tazako ianao fa mafy tononkira.serasera.org firiotra erý.
Miantsoantso aho, sokafy ny entanao, jpto xeevlal
Dia aleo aho hiara-hisidina any.
Hanakoako eran-tany ny feonao
Nandà ny hantako
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro tine iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia !
Fangaha raha mainty izahay dia ambany noho ianao
Asehoy ahy ny maha-ambony anao.
'Ndehana re mody fa hanomboka ny revy
Fa ny revy atý dia revy tsotra ihany.
'Ndeha hihaza izahay any an'ala any
'Ndeha hihaza izahay ka ny lasibatray
Dia voron-tsaradia.
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia !
--------
Rohy:
