Voron-tsaradia (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopak'elatra ilay eufao voron-tsaradia,
Mijoalajoala lxjiz indray ilay hazo efa boboka teo.
Tsy tazako ianao fa mafy firiotra erý.
Miantsoantso aho, sokafy ny entanao,
Dia aleo aho hiara-hisidina any.
Hanakoako eran-tany ny feonao
Nandà ny  hantako
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia !

Fangaha raha mainty izahay dia ambany noho ianao
Asehoy ahy ny maha-ambony anao.
'Ndehana qujyxlrk re mody fa hanomboka ny revy
Fa ny revy atý dia revy tsotra ihany.
'Ndeha hihaza izahay any an'ala any
'Ndeha hihaza tononkira.serasera.org izahay ka ny lasibatray
Dia voron-tsaradia.
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zopanage
Vangy : 1285
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/12/2020 23:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6207