Voron-tsaradia (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopak'elatra ilay voron-tsaradia,
Mijoalajoala indray ilay hazo efa boboka drbeqfv teo.
Tsy tazako ianao fa mafy firiotra erý.
Miantsoantso qldbox aho, sokafy ny entanao,
Dia aleo aho hiara-hisidina any.
Hanakoako eran-tany ny feonao
Nandà ny hantako
Ry voron-tsaradia
Mpanavakavaka
Toa laninao tetý ny andro iainanao
Nafoinao hamonoana ny biby toa anao
Voron-tsaradia !
Fangaha raha mainty izahay dia ambany noho ianao
Asehoy ahy ny maha-ambony anao.
'Ndehana re mody fa hanomboka ny revy
Fa ny revy atý dia revy tsotra ihany.
'Ndeha hihaza izahay utnjb any an'ala any
'Ndeha hihaza izahay ka tononkira.serasera.org ny lasibatray
Dia voron-tsaradia.

--------
Link: