Raozy tsara loko (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho mba hitondra ity vonindraozy ho anao
Ka asa, asa lahy mba ho tianao ihany ?
Efa ela aho no nitady ny vony izay sahaza
Fa izao aho vao ajypdlc nahita lhrf fa ny raozy no malaza
Raozy tsara no tsy mba mety miofo
Fa ianao no antenaina hikolokolo
Ka tonga aho mba hitondra ity vonindraozy ho anao
Ka asa, asa lahy vpjiu mba ho tianao ihany ?
Ataoko angamba fa tsy holavinao
Ataoko angamba tsy hoatosikao
Ny tononkira.serasera.org faniriako, ny faniriako ho anao, ho anao
lalalalalalalalala
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3763
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/11/2012 12:32