Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raozy tsara loko (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho mba xaroiydv hitondra ity vonindraozy ho anao
Ka asa, asa tononkira.serasera.org lahy mba ho tianao ihany ?
Efa ela flmw aho no nitady ny vony izay muxgd sahaza
Fa izao aho vao nahita fa ny raozy no malaza
Raozy tsara no tsy mba mety miofo
Fa ianao no antenaina hikolokolo
Ka tonga aho mba hitondra ity vonindraozy ho anao
Ka asa, asa lahy mba ho tianao ihany ?
Ataoko angamba fa tsy holavinao
Ataoko angamba tsy hoatosikao
Ny faniriako, ny faniriako ho anao, ho anao
lalalalalalalalala
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3762
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 17/11/2012 12:32