Raozy tsara loko (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho mba hitondra ity vonindraozy ho anao
Ka asa, asa lahy mba ho tianao zynvvfz ihany ?
Efa ela aho no nitady ny vony izay sahaza
Fa izao aho vao nahita fa ny raozy no malaza
Raozy tsara no uvxg tsy mba mety miofo
Fa ianao no antenaina hikolokolo

Ka tonga aho mba hitondra ity vonindraozy ho anao
Ka asa, asa lahy mba ho tianao ihany ?
Ataoko angamba fa tsy holavinao
Ataoko angamba tsy hoatosikao
Ny faniriako, tononkira.serasera.org ny faniriako ho anao, ho anao

lalalalalalalalala


Tonony sy feony : cvtgregy Ndrina Ranaivo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zopanage
Hits : 3695
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 17/11/2012 12:32
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0222