Kidaombaramita (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompokolahy sy xhquxw tompokovavy salama tompoko o!
Indreto izahay efa manoloana miarahaba anareo
Tonga izahay avy any alavitra any hamangy anareo aty
Raiso amin-kafaliana re tompoko o!
Indreo ianareo Ray aman-dReny omem-boninahitra
Ao koa ianareo zoky sy zandry mahaleo mahalasana
Omeo tsodrano ny havanareo raha handray fitenenana
Mandrosoa hasina re tompoko o!
Réf :
Kidaombaramita tononkira.serasera.org kidaomità manatona avia zay sahy
Hiaraka hihirahira sy handihy hanao fampitaha
Kidaombaramita kidaomità , halalao ny kianja mxldb mihisakisaha
Tsy asiana ankanavaka na gasy jodovcd na vazaha
Ka ny hira sy ny kalo no voandalana entinay
Ny angolampeo sy rangotra gitara no atambatra ho iray
Fenointsika hafaliana sy fihavanana ny fiarahana
Ka samy ho ela velona re tompoko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zandry GasyVangy : 951
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mbola Talenta
Daty : 21/01/2025 05:11