Zandry malala (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zandry malala ô!
Ndeha isika hody fa sasa-miandry i Dada sy Neny
Zandriko tiako ô!Ndeha hody amin'izay fa sasa-miandry ny eny an-tanàna
Mba faingana zandriko izany
Fa maika hamonjy ny akany
Ô mitebiteby i Neny malala
I Dada efa tsindrian-daona
Ouhouhouh ouhouhouh
ouhouhouh ouhouhouh...
Zandry malala ô!Ndeha hody amin'izay
Fa ny andro anie ka mandroso hariva
Ny esovc masoandro iry efa miha dify
Sao tratra alina isika miacrce roalahy
Afindrafindrao ny tongotrao
Fa mbola mideza ny lalan-kombana
Hitety havoana sy lohasaha
Izay vao tonga any an-tanàna
Ouhouhouh ouhouhouh
Ouhouhouh ouhouhouh....
Voizo malaky ny lakantsika fa maika hamonjy ny fitodiana
Efa tazako iry manangasanga ny tanànantsika ka faingàna
Ouhouhouh ouhouhouh
Ouhouhouh ouhouhouh...
Zandry malala ô!Ndeha isika hody
Fa sasa-miandry okfn tononkira.serasera.org i Dada sy Neny
Ndeha isika hody fa sasa-miandry i Dada sy Neny
Zandriko tiako ô!Ndeha hody amin'izay fa sasa-miandry ny eny an-tanàna
Mba faingana zandriko izany
Fa maika hamonjy ny akany
Ô mitebiteby i Neny malala
I Dada efa tsindrian-daona
Ouhouhouh ouhouhouh
ouhouhouh ouhouhouh...
Zandry malala ô!Ndeha hody amin'izay
Fa ny andro anie ka mandroso hariva
Ny esovc masoandro iry efa miha dify
Sao tratra alina isika miacrce roalahy
Afindrafindrao ny tongotrao
Fa mbola mideza ny lalan-kombana
Hitety havoana sy lohasaha
Izay vao tonga any an-tanàna
Ouhouhouh ouhouhouh
Ouhouhouh ouhouhouh....
Voizo malaky ny lakantsika fa maika hamonjy ny fitodiana
Efa tazako iry manangasanga ny tanànantsika ka faingàna
Ouhouhouh ouhouhouh
Ouhouhouh ouhouhouh...
Zandry malala ô!Ndeha isika hody
Fa sasa-miandry okfn tononkira.serasera.org i Dada sy Neny
--------
Rohy:
Hevitra
ravo kely
(
22/07/2022 10:43)
Mety hisy diso ny teny sy ny tsipelina satria fihainoana ilay hira ihany no nandikana ny tonon-kira.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zandry GasyVangy : 1552
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ravo kely
Daty : 22/07/2022 10:48
