Ilay vohitry ny fitia (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny sarinao ireny
Mampirongatra fanahy
Ka manonofy anao ombieny
No tononkira.serasera.org ataoko raharaha
Injao mipongatra miavosa
Ireo vetso sy ireo sento
Fa ny ambiroanao kosa
Inoako f'eto akaikiko eto
Ilay vohitry ny fitia
Toa zaridaina tsara loko
Ao no hiaraka bnbnchg hifangia
Ny fonao sy ny foko
Dia nalefako mba hiampita
Any alavidavitra any
Any ambadiky ny tsy hita
Ireo vetso znia sy vinany
Fa na lavitry ny maso hay
Tsy mba lavitry ny fo
Inoako fa ijzur any andro iray
Ho tafaray isika roa
Mampirongatra fanahy
Ka manonofy anao ombieny
No tononkira.serasera.org ataoko raharaha
Injao mipongatra miavosa
Ireo vetso sy ireo sento
Fa ny ambiroanao kosa
Inoako f'eto akaikiko eto
Ilay vohitry ny fitia
Toa zaridaina tsara loko
Ao no hiaraka bnbnchg hifangia
Ny fonao sy ny foko
Dia nalefako mba hiampita
Any alavidavitra any
Any ambadiky ny tsy hita
Ireo vetso znia sy vinany
Fa na lavitry ny maso hay
Tsy mba lavitry ny fo
Inoako fa ijzur any andro iray
Ho tafaray isika roa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zandry GasyVisites : 778
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mbola Talenta
Date : 21/01/2025 05:26
