Bagasy Mazia Romotra (Zandry Gasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gitara sy kabosy miraondraona
Angolampeo mirafitra cgetquz mifangia
Dobok'aponga arahina langoraony o! o!
Ravahana sodina sy cujzc rotsim-baliha

Ref :
Zay lay revina Zandry Gasy
Mozika , fanahy tena malagasy
Tsy noferin'ny rivotra avy any an-dafy o!
Zahay Zandry Gasy no tonga aty
Hampirevy reo mpankafy
Dobohy ny aponga ry Litsa dia ndao handihy

Zay lay revy Bagasy Mazia Romotra
Miampy karantsana be crfsvq manadala ho'aho
Mozika miaina anaty mozika fototra o! o!
Mampientana ny aty fo sy tononkira.serasera.org fanahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zandry Gasy
Vangy : 818
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mbola Talenta
Daty : 21/01/2025 05:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423