Pangalana (Zandry Gasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Madio manganoano mba tazanao
Fidoladolanao ry pangalana x2

Ref: Vohizo manafo, vohizo manafo
Ny lakanao manafo, handeha mba hanarato
Vohizo manafo, vohizo

Ny trondro anaty rano mba tazano
Harenan'ny tanana ao pangalana x2

Ref: .....

Ny tendro-tafotrano mba tazano
Fanevan'ny tanana ao pangalana x2

Ref: .....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zandry Gasy
Vangy : 1582
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamitiana00675
Daty : 15/09/2021 20:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0821