Gadon'ny taniko (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny gadon'ny taniko
Anio no hindramiko
Mba hilazako ny hakantonao
R'ilay tanindrazako
Endrey ny hafaliana
Mahita ny hatsarany
Koa indro hiangaliana
Hihira ny anarany
Endrey tsara tononkira.serasera.org ny taniko
Endrey ka tiako sy mamiko
Endrey lay nosy malalako
Endrey dia lay Gasikarako
Ireo zay vahiny mandalo tamana
Sodokan' ny hakanton'izato tanàna
Mahita reo biby sy huqsvy zavamaniry
Reo zava-boahary tsy fahita firy
Ireo kolontsaina mampiavaka anao
Mambabo mampiaiky zao ybkjwhg tontolo izao
Mandritsoka ery lay mozikan'ny tany
Mandre lnvog an'izany dia latsa-tomany
Anio no hindramiko
Mba hilazako ny hakantonao
R'ilay tanindrazako
Endrey ny hafaliana
Mahita ny hatsarany
Koa indro hiangaliana
Hihira ny anarany
Endrey tsara tononkira.serasera.org ny taniko
Endrey ka tiako sy mamiko
Endrey lay nosy malalako
Endrey dia lay Gasikarako
Ireo zay vahiny mandalo tamana
Sodokan' ny hakanton'izato tanàna
Mahita reo biby sy huqsvy zavamaniry
Reo zava-boahary tsy fahita firy
Ireo kolontsaina mampiavaka anao
Mambabo mampiaiky zao ybkjwhg tontolo izao
Mandritsoka ery lay mozikan'ny tany
Mandre lnvog an'izany dia latsa-tomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zandry GasyVangy : 588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mbola Talenta
Daty : 21/01/2025 05:45
