Kidaombaramita (Zandry Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompokolahy sy tompokovavy salama tompoko o!
Indreto izahay efa manoloana miarahaba anareo
Tonga izahay avy any alavitra tononkira.serasera.org any hamangy anareo aty
Raiso amin-kafaliana re tompoko o!
Indreo ianareo Ray aman-dReny omem-boninahitra
Ao koa ianareo zoky sy zandry mahaleo mahalasana
Omeo tsodrano ny havanareo raha handray fitenenana
Mandrosoa hasina re tompoko o!
Réf :
Kidaombaramita kidaomità manatona zxeeoi avia zay sahy
Hiaraka uwdlfttt hihirahira sy handihy hanao fampitaha
Kidaombaramita kidaomità , halalao mhga ny kianja mihisakisaha
Tsy asiana ankanavaka na gasy na vazaha
Ka ny hira sy ny kalo no voandalana entinay
Ny angolampeo sy rangotra gitara no atambatra ho iray
Fenointsika hafaliana sy fihavanana ny fiarahana
Ka samy ho ela velona re tompoko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zandry GasyHits : 850
Likes : 0 Like
Created by : Mbola Talenta
Date : 21/01/2025 05:11