Tsara loatra (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahasalamako Anao zah koa marary
Valiagnanao zah koa mba mañotany
Zah azo mafo namianao hany
Nangetaheta namianao rano
(O ia ô!) Ô ia ô! Ôôô! Tsara loatra
Namako Anao fa teña tia zaho,
sakaizako Anao satria tsy mba mañary
Lavitra Anao ony tsy zarizary
Manaña anao fiainako manjary
(Ô ia ô ô!) Ô ia ô! Ôôô! Tsara loatra
um! um! ummmmm! um! Um Ia! ieh ia!
Azôvy nahaby azoko tavandraiñy
Anao raiky mahay raha tiako ô
Matetika tsika tsy mitovy fijery
Fa zah niany nahazo oñon-draha (Ô ia ô ô!)
Ô ia ô! Ôôô! Zah tsy hiala e!
Ummmmmm! Zañahary e!e!e!e! tsara e!e!e!ia!
Oy e! iah ô! tononkira.serasera.org Ia ô! Iah ô! Iah ô!
Ummmmmm! Zañahary e!e!e!e! tsara e!e!e!ia!
Dera sy laza ho Anao Tompo ô! (Tompo ô)
Anao Tompo iavian’ny raha ukrz jiaby
(iavian’ny raha jiaby) Fahasoavana hllbstwo be
(fitahiana tsy lany famonjena avy aminao ô!)
Ou iah ô! Iah ô! eh !eh !Tsara loatra e !e !
Tsara loatra e ! (Tsara loatra e !e !)
Tsara loatra e ! (Tsara loatra e !e !)
Zôvy Tompo namonjy ahy?(Tsara loatra e !e !)
Azôvy mpiaro ahy? (Tsara loatra e!e !)
Tsisy mavita ankoatra Anao (Tsara loatra e!e )
Tsisy mafoaka ankoatra Anao (Tsara loatra e!e !)
Tsara loatra e! (Tsara loatra e !e !)
Tsara loatra e! (Tsara loatra yeulgm e!e !)
Alôooooooo! Allôôô! (Tsara loatra e !e !)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : YMC GospelVangy : 2480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nainaktkt
Daty : 16/10/2018 16:38