You are here: home > Tononkira > YMC Gospel

Tsy ho ela (YMC Gospel)

          Oy aho aba! Oy aho ene e e e
Sarombaho Jesosy
Sarombaho malaky malaky
fa tsy hainao gny hiafara
tany toy magnaly fa miha raty
ka aia? Ô ô aia ty hisy anao?
Ombiasa mpimasy sikily
Aka raty io engao agny ho aho
Irampigno Jetononkira.serasera.orgsosy
Irampigno fa io Ndragnahare
Hagnafaky anao amy halatsà
verevere fanaon’ny devoly raty
ka aia? Ô ô aia ty hisy anao?
Tsy ho ela a a aTsy ho ela a a a
Tsy ho ela! Tsy ho ela!
Hitsara gn’olo velo ndra gny mate
Hizara lova ho an’ireo mpanompo mino Aze

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : YMC Gospel
Mpamaky : 227
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nainaktkt
Tamin'ny : 16/10/2018 18:15:37
ID : 11045

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo