You are here: home > Tononkira > YMC Gospel

Tsy haiko lavitra Anao (YMC Gospel)

1) Ny lavitra Anao Jesô manahira
    tsy manana Anao manjary sahira
    ataon'ny fiainana midelira e
   f'izaho velonkira e
   fa manana Anao!

2) Raha tsy misy Anao Jesô dia efa very e
    'ty fiainako 'ty re tsy vitako irery e
    mbola mijoro tsara sady Mahery e
    f'izaho velonkira e
    fa manana Anao!

Fiv: ouou... Jesosy e! tsy tiako lavitra Anao e
       ouou Jesosy e! Andriamanitr'izao rehetr'izao!
       ouou Jesosy e! Ny manana Anao rtononkira.serasera.org mahery e!
       ouou Jesosy e! Ny anilanao tsy very e!

3) 'Zaho 'ty Jesô tsy hiala Aminao e
     Hatr@farany hanarak'Anao e
    Ho tandremako ny andro izay iainako sisa e!
    Ny saiko efa tsy eto e!
   fa any @'lay paradisa!

fiv: ouou Jesosy e...

Na dia maro ary 'zao hita izao,
zaho hoaho tsy hiala Aminao,
Fiadanana no any Aminao,
mahazo fiainambaovao,
manana Anao zaho mahery,
tsy manana Anao zaho dia very,
very mankany @helo,
manjary mampalahelo ô!!!


YMC Gospel

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : YMC Gospel
Mpamaky : 524
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : njaka18
Tamin'ny : 03/09/2018 10:58:43
ID : 10945

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo