Ny anaranao (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY ANARANAO JESO
Ny Anaranao Jeso
Lay tsara indrindra e
No angatahako izay mba tiako e
Ny Anaranao Jeso
Lay ambony tjdqm indrindra e
No anankinako skfqbgkh ny faniriako
Fa na oviana e. n'aiza n'aiza e
Ny Anaranao Jeso no tokinay
Ny Anaranao Jeso
Mahery vemnljmp indrindra e
No anafahana ny fahoriana e
Ny Anaranao Jeso
Masina indrindra e
No anavozanay ny tononkira.serasera.org fifaliana e
Ny Anaranao Jeso
Lay tsara indrindra e
No angatahako izay mba tiako e
Ny Anaranao Jeso
Lay ambony tjdqm indrindra e
No anankinako skfqbgkh ny faniriako
Fa na oviana e. n'aiza n'aiza e
Ny Anaranao Jeso no tokinay
Ny Anaranao Jeso
Mahery vemnljmp indrindra e
No anafahana ny fahoriana e
Ny Anaranao Jeso
Masina indrindra e
No anavozanay ny tononkira.serasera.org fifaliana e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : YMC GospelVangy : 2015
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naina94
Daty : 24/04/2020 17:11
