YMC Gospel
2426
Nampiditra : Nainaktkt
Tamin'ny : 24/08/2018 08:41:55
Mombamomba :
Ny YMC Gospel (Young missionary of christ) dia fikambanana tanora any Tuléar manao gadona Gospel, nitsangana ny 28 Septembra 2017, Tsy tongatonga ho azy ny fitsanganan'ny tamin'izany fa nisy tantara nampalahelon izay niarahan'ireto tanora ireto niaina, izay fanenjehana azy ireo amin'ny fanaovana ny Marina eo anivon'ny fiangonana, Raha ny tena marina dia tanora tao @ KTKT izy ireo, ary ara-drafitra dia ireo no tena KTKT, fa ny fitiavambolan'ny sasany dia nenjehina sy napotraka izy ireo. Ka izao nanangana vondrona vaovao izao.
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- ADAMA sy EVA
- ANAKE ADALA
- Arangaranganay
- Fitiavana lehibe
- HO AIZA IZAHAY
- IZAHO JESOSY Ô
- JESUS
- Ny anaranao
- TOY NY VONINKAZO
- Tsara loatra