ADAMA sy EVA (YMC Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Adama) Adama sy Eva
(Voaloha) voalohan’olombelo
(Tambony) tambony tany etoy
(Tsy nisy) tsy nisy olo hafa laha tsy rozy e

(Edena) edena paradisa
(Natoka) natoka Njañahary e!
(Hiadàna) hianan-drozy roe
(Mpanjaka) Mpanjakan’ny ñy raha iab rozy

(Nikaike) nikaike ndrañahary e
(adama) aia lahy nareo e?
(homana) fa ka misalasala
(Fa raiky tia) tsy azo hane io fa mahafaty e

Nilaly moramora menarana
Namitaky an’I Eva

Nihina voakanzo tsy fihina
Nameane Adama la nihina
Ka ino ka ino koa ho afake
Fitiavan’I Jehovah lahy fa afake
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : YMC Gospel
Vangy : 1462
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nainaktkt
Daty : 16/10/2018 16:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725