You are here: home > Tononkira > YMC Gospel

HO AIZA IZAHAY (YMC Gospel)

Namely anay mafy ny tafio-drivotra e
Tsy zaka ihany koa ny hetraketrak’ilay ratsy
Kanefa Tompo ô tsapanay fa teo Ianao
Nihazona anay ka nahatoy izao

Ho aiza moa ‘zahay, Tompo ô?
Ho aiza moa ‘zatononkira.serasera.orghay, raha tsy eo aminao?
Ho aiza moa ‘zahay, Tompo ô?
Fa Ianao, no Mpamonjy anay.

Namaky lalan-tsarotra ny fiainanay ety
Malama sy mideza mila hampikolay
Matetika no kivy ka solafaka indraindray
Avia Tompo ô, tantano izahay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : YMC Gospel
Mpamaky : 392
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : Nainaktkt
Tamin'ny : 23/10/2018 15:28:24
ID : 11071

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo