Tsara loatra (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahasalamako Anao zah koa marary
Valiagnanao zah koa mba mañotany
Zah azo mafo namianao hany
Nangetaheta namianao rano
(O ia ô!) Ô ia ô! Ôôô! Tsara loatra
Namako Anao fa teña tia zaho,
sakaizako Anao satria tsy mba mañary
Lavitra Anao ony tsy zarizary
Manaña anao fiainako manjary
(Ô ia ô ô!) Ô ia ô! Ôôô! Tsara loatra
um! um! vnghv ummmmm! um! Um Ia! ieh ia!
Azôvy nahaby tononkira.serasera.org azoko tavandraiñy
Anao raiky mahay raha tiako ô
Matetika tsika tsy mitovy fijery
Fa zah niany nahazo oñon-draha wrzrammr (Ô ia ô ô!)
Ô ia ô! Ôôô! Zah tsy hiala e!
Ummmmmm! Zañahary e!e!e!e! tsara e!e!e!ia!
Oy e! iah ô! Ia ô! Iah ô! Iah ô!
Ummmmmm! Zañahary e!e!e!e! tsara e!e!e!ia!
Dera sy laza ho Anao Tompo ô! (Tompo ô)
Anao Tompo iavian’ny raha jiaby
(iavian’ny raha jiaby) Fahasoavana be
(fitahiana tsy lany famonjena avy aminao ô!)
Ou iah ô! Iah ô! eh !eh !Tsara loatra e !e !
Tsara loatra e ! (Tsara loatra e !e !)
Tsara loatra e ! (Tsara loatra e !e !)
Zôvy Tompo namonjy ahy?(Tsara loatra e !e !)
Azôvy mpiaro ahy? (Tsara loatra e!e !)
Tsisy asxswv mavita ankoatra Anao (Tsara loatra e!e )
Tsisy mafoaka ankoatra Anao (Tsara loatra e!e !)
Tsara loatra e! (Tsara loatra e !e !)
Tsara loatra e! (Tsara loatra e!e !)
Alôooooooo! Allôôô! (Tsara loatra e !e !)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : YMC GospelVisites : 2619
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nainaktkt
Date : 16/10/2018 16:38