Tsara loatra (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahasalamako Anao zah koa marary
Valiagnanao zah koa mba mañotany
Zah azo mafo namianao hany
Nangetaheta namianao tchj rano
(O ia ô!) Ô ia ô! Ôôô! Tsara loatra
Namako Anao fa teña tia zaho,
sakaizako Anao satria tsy obgzsy mba mañary
Lavitra Anao ony tsy zarizary
Manaña anao fiainako manjary
(Ô ia ô ô!) Ô ia ô! Ôôô! Tsara loatra
um! um! ummmmm! um! Um Ia! ieh ia!
Azôvy nahaby azoko tavandraiñy
Anao raiky mahay raha tiako ô
Matetika tsika tsy mitovy fijery
Fa zah niany nahazo oñon-draha (Ô ia ô ô!)
Ô ia ô! Ôôô! Zah tsy hiala e!
Ummmmmm! Zañahary e!e!e!e! tsara e!e!e!ia!
Oy e! iah ô! Ia ô! Iah ô! Iah ô!
Ummmmmm! Zañahary e!e!e!e! tsara e!e!e!ia!
Dera sy laza ho Anao Tompo ô! (Tompo ô)
Anao Tompo iavian’ny raha jiaby
(iavian’ny raha jiaby) Fahasoavana be
(fitahiana tsy lany famonjena avy aminao ô!)
Ou iah ô! Iah ô! eh !eh !Tsara loatra e !e !
Tsara loatra e ! (Tsara loatra e !e !)
Tsara loatra e ! (Tsara loatra e !e !)
Zôvy Tompo namonjy ahy?(Tsara loatra e !e !)
Azôvy mpiaro ahy? (Tsara loatra e!e !)
Tsisy tononkira.serasera.org mavita ankoatra Anao (Tsara loatra e!e )
Tsisy mafoaka ankoatra Anao (Tsara loatra e!e !)
Tsara loatra e! (Tsara loatra e !e !)
Tsara loatra e! nulpqelu (Tsara loatra e!e !)
Alôooooooo! Allôôô! (Tsara loatra e !e !)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : YMC GospelHits : 2620
Likes : 0 Like
Created by : nainaktkt
Date : 16/10/2018 16:38