HO AIZA IZAHAY (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namely anay mafy ny tafio-drivotra e
Tsy zaka ihany koa ny hrngwl hetraketrak’ilay ratsy
Kanefa Tompo ô tsapanay fa teo Ianao
Nihazona anay ka nahatoy izao
Ho aiza moa ‘zahay, Tompo ô? tononkira.serasera.org
Ho aiza moa ‘zahay, raha tsy eo aminao?
Ho aiza moa ‘zahay, Tompo ô?
Fa Ianao, no Mpamonjy anay.
Namaky lalan-tsarotra ny fiainanay ety
Malama oakmn sy mideza mila hampikolay
Matetika no kivy ka solafaka cooudm indraindray
Avia Tompo ô, tantano izahay
Tsy zaka ihany koa ny hrngwl hetraketrak’ilay ratsy
Kanefa Tompo ô tsapanay fa teo Ianao
Nihazona anay ka nahatoy izao
Ho aiza moa ‘zahay, Tompo ô? tononkira.serasera.org
Ho aiza moa ‘zahay, raha tsy eo aminao?
Ho aiza moa ‘zahay, Tompo ô?
Fa Ianao, no Mpamonjy anay.
Namaky lalan-tsarotra ny fiainanay ety
Malama oakmn sy mideza mila hampikolay
Matetika no kivy ka solafaka cooudm indraindray
Avia Tompo ô, tantano izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : YMC GospelVangy : 2359
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Nainaktkt
Daty : 23/10/2018 15:28
