You are here: home > Tononkira > YMC Gospel

Tsara loatra (YMC Gospel)

Fahasalamako Anao zah koa marary
Valiagnanao zah koa mba mañotany
Zah azo mafo namianao hany
Nangetaheta namianao rano
(O ia ô!) Ô ia ô! Ôôô! Tsara loatra

Namako Anao fa teña tia zaho,
sakaizako Anao satria tsy mba mañary
Lavitra Anao ony tsy zarizary
Manaña anao fiainako manjary
(Ô ia ô ô!) Ô ia ô! Ôôô! Tsara loatra

um! um! ummmmm! um! Um   Ia! ieh ia!

Azôvy nahaby azoko tavandraiñy
Anao raiky mahay raha tiako ô
Matetika tsika tsy mitovy fijery
Fa zah niany nahazo oñon-draha (Ô ia ô ô!)
Ô ia ô! Ôôô! Zah tsy hiala e!

Ummmmmm! Zañahary e!e!e!e! tsara e!e!e!ia!
Oy e! iah ô! Ia ô! Iatononkira.serasera.orgh ô! Iah ô!
Ummmmmm! Zañahary e!e!e!e! tsara e!e!e!ia!

Dera sy laza ho Anao Tompo ô! (Tompo ô)
Anao Tompo iavian’ny raha jiaby
(iavian’ny raha jiaby) Fahasoavana be
(fitahiana tsy lany famonjena avy aminao ô!)

Ou iah ô! Iah ô! eh !eh !Tsara loatra e !e !
Tsara loatra e ! (Tsara loatra e !e !)
Tsara loatra e ! (Tsara loatra e !e !)
Zôvy Tompo namonjy ahy?(Tsara loatra e !e !)
Azôvy mpiaro ahy? (Tsara loatra e!e !)
Tsisy mavita ankoatra Anao (Tsara loatra e!e )
Tsisy mafoaka ankoatra Anao (Tsara loatra e!e !)
Tsara loatra e! (Tsara loatra e !e !)
Tsara loatra e! (Tsara loatra e!e !)
Alôooooooo! Allôôô! (Tsara loatra e !e !)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : YMC Gospel
Mpamaky : 193
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nainaktkt
Tamin'ny : 16/10/2018 16:38:12
ID : 11044

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo