HO AIZA IZAHAY (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namely anay mafy ny tafio-drivotra e
Tsy zaka ihany koa uhxrplqk ny hetraketrak’ilay ratsy
Kanefa Tompo ô tsapanay fa teo Ianao
Nihazona anay ka nahatoy izao
Ho aiza moa ‘zahay, Tompo ô?
Ho aiza moa ‘zahay, raha tsy eo aminao?
Ho aiza moa ‘zahay, Tompo ô?
Fa Ianao, no Mpamonjy anay.
Namaky qgbdttl hkbv lalan-tsarotra ny tononkira.serasera.org fiainanay ety
Malama sy mideza mila hampikolay
Matetika no kivy ka solafaka indraindray
Avia Tompo ô, tantano izahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : YMC GospelHits : 2438
Likes : 2 Like
Created by : Nainaktkt
Date : 23/10/2018 15:28