HO AIZA IZAHAY (YMC Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namely anay tononkira.serasera.org mafy ny tafio-drivotra e
Tsy zaka ihany koa ny hetraketrak’ilay ratsy
Kanefa Tompo ô tsapanay fa teo Ianao
Nihazona anay ka nahatoy izao

Ho aiza moa ‘zahay, ehkmm Tompo ô?
Ho aiza moa hrywrgmc ‘zahay, raha tsy eo aminao?
Ho aiza moa ‘zahay, Tompo ô?
Fa Ianao, no Mpamonjy anay.

Namaky lalan-tsarotra ny fiainanay ety
Malama sy mideza mila hampikolay
Matetika no kivy ka solafaka indraindray
Avia Tompo ô, tantano izahay
jyqjrqd

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : YMC Gospel
Visites : 2361
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Nainaktkt
Date : 23/10/2018 15:28
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424