Andao Hanomana ny Mandrakizay (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sasatra ny mihirahira manokatra indray ny fonao
Tsy sasatra ny mampahatsiahy ny amin’izao fiainana izao
Mbola dradradraina foana isan’andro iantsoana anao
mandalo anie izao fiainana izao!
Mandalo ny fiainana sy ny filana havako o
Ny fitsarana anie tsy azo ialana namako ô
Dieny misy fotoana, miverena ho amin’i tononkira.serasera.org Ray
Raha ho aopbxms avy ny farany dia mba voaray
Chœur:
Tsy oeoaa hitsitsy anie hoy aho ny ratsy
Sao ho varombaka e
Ilay fotoana efa atsy ho atsy
Tsy wgdvgunf aleo ve miomana e!
Dieny mbola misy fotoana
Afaka hiomanana e
Tsinjovy ny ho avy ranamana!
Andao hiara-hanomana mandrakizay e eh!
Hiara-hitoetra eo anilan’ny Ray
Sao lasa tampoka e! Ny ampitso tsy hay
Hevero ny ho avinao mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : YMC GospelVangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nainaktkt
Daty : 15/10/2026 15:22