Andao Hanomana ny Mandrakizay (YMC Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yhnn Tsy sasatra ny mihirahira manokatra indray ny fonao
Tsy sasatra ny mampahatsiahy ny amin’izao fiainana izao
Mbola dradradraina foana isan’andro iantsoana anao
mandalo anie fufbsak izao fiainana izao!

Mandalo ny tononkira.serasera.org fiainana sy ny filana havako o
Ny fitsarana anie tsy azo ialana namako ô
Dieny misy fotoana, miverena ho amin’i Ray
Raha ho avy ny farany dia mba voaray

Chœur:
Tsy hitsitsy anie lcwdo hoy aho ny ratsy
Sao ho varombaka e
Ilay fotoana efa atsy ho atsy
Tsy aleo ve miomana e!
Dieny mbola misy fotoana
Afaka hiomanana e
Tsinjovy ny ho avy ranamana!

Andao hiara-hanomana mandrakizay e eh!
Hiara-hitoetra eo anilan’ny Ray
Sao lasa tampoka e! Ny ampitso tsy hay
Hevero ny ho avinao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : YMC Gospel
Hits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Nainaktkt
Date : 15/10/2026 15:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2153