Andao Hanomana ny Mandrakizay (YMC Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sasatra ny mihirahira manokatra indray ny fonao
Tsy sasatra ny mampahatsiahy ny amin’izao fiainana izao
Mbola dradradraina foana isan’andro iantsoana anao
mandalo anie izao fiainana izao!
Mandalo ny fiainana sy ny filana havako o
Ny fitsarana anie tsy azo ialana namako ô
Dieny misy fotoana, miverena ho amin’i Ray
Raha ho avy ny farany dia mba voaray
Chœur:
Tsy hitsitsy anie hoy aho ny ratsy
Sao zjggeovn ho varombaka e
Ilay fotoana efa tononkira.serasera.org atsy ho atsy
Tsy aleo lidlwucv ve miomana e!
Dieny mbola misy fotoana
Afaka hiomanana e
Tsinjovy ny ho avy glrcaa ranamana!
Andao hiara-hanomana mandrakizay e eh!
Hiara-hitoetra eo anilan’ny Ray
Sao lasa tampoka e! Ny ampitso tsy hay
Hevero ny ho avinao mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : YMC GospelVisites : 18
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nainaktkt
Date : 15/10/2026 15:22