Ialao ny toaka (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ialao ny toaka e sy sigara (2fs)
Fa Jesosy avao tano ho anao (2fs)
2.F’ity tenantsika itydia tempoly
Tsy namboarina hipetrahan’ny devoly
Fa Jesosy avao no hanjaka ao (2fs)
3.Itafio Jesosy Kristy Tompo
Dia aza miahy ny nofo
Fa Jesosy avao fiainam-baovao (2fs)
4.Hoy ny Rantsana Fanantenana
Efa miandry ooes antsika anie lay Kanana
Tany obmrl vaovao zay tononkira.serasera.org honenanao (2fs)
A/C: RALAINIRINA tbukj Valitera
Fa Jesosy avao tano ho anao (2fs)
2.F’ity tenantsika itydia tempoly
Tsy namboarina hipetrahan’ny devoly
Fa Jesosy avao no hanjaka ao (2fs)
3.Itafio Jesosy Kristy Tompo
Dia aza miahy ny nofo
Fa Jesosy avao fiainam-baovao (2fs)
4.Hoy ny Rantsana Fanantenana
Efa miandry ooes antsika anie lay Kanana
Tany obmrl vaovao zay tononkira.serasera.org honenanao (2fs)
A/C: RALAINIRINA tbukj Valitera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1348
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 15:33
