You are here: home > Tononkira > VLM Ampitankely

AFAKA (VLM Ampitankely)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-ampitankely/afaka-1

1.Mpisotro toaka teo aloha
Eny, mpimamo be tokoa
Nefa niova aho amin’izao
Fa tonga olom-baovao

Fiv: Afak’aho
Afaka tamy gadrako
Afak’aho
Afaka tamy fatotra
Afak’aho
Tsy mpimamo intsony aho
Jesosy no nanafakTsiky dia ampy’ahy

2.Ny sigara sy ny bara
Ts’isy intsony fa tantara
Eny fa ny fahasoavanao
No nahatonga ahy toy izao

3.Izao no hafatra anio
Ny toaka re dia mba fadio
Helo afo no miandry anao
Raha tsy miala amin’io ianao

A/C: RALAINIRINA Valitera

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Ampitankely
Mpamaky : 205
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 25/01/2019 15:37:41
ID : 11290

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo