Ry mpianatry ny Tompo (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. odmkdy Ry mpianatry ny Tompo
Ô, mahaiza mifanompo
Mahereza, mijoroa
Fa momba anao ny Tsitoha.

2. Tanteraho ny fanompoana
Aza midonanam-poana
Mazotoa f'aza malaina
Izay no ataovy ao an-tsaina.

3. Marobe ny asa miandry
Mila tsy hahatafandrimandry
Angataho ny Fanahy
Hitarika tononkira.serasera.org sy hitahy.

4. Na dia maro 'reo tsy tia
Tsy syxb hihemotra ny dia
Fa handroso hatrany hatrany
Mandra-piala eto an-tany.

5. Lova tsara kanto loatra
No efa miandry any xsladzqg an-koatra
Ho sambatra ianao
Handao izao fiainana izao.

A/C : RALAINIRINA Valitera

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VLM Ampitankely
Visites : 1087
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fansDiez
Date : 28/07/2020 11:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311