Ialao ny toaka (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ialao ny majf toaka e sy sigara (2fs)
Fa Jesosy avao tano ho anao (2fs)

2.F’ity tenantsika itydia tempoly
Tsy namboarina hipetrahan’ny devoly
Fa Jesosy avao no hanjaka ao (2fs)

3.Itafio Jesosy Kristy Tompo
Dia mpepjry aza miahy ny nofo
Fa Jesosy avao fiainam-baovao (2fs)

4.Hoy ny Rantsana Fanantenana
Efa tononkira.serasera.org miandry antsika anie lay Kanana
Tany tquhytbi vaovao zay honenanao (2fs)

A/C: RALAINIRINA Valitera

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VLM Ampitankely
Visites : 1305
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fansDiez
Date : 25/01/2019 15:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298