Mitandrema (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Vokovoko Manga izao
Mijoro eto anatrehanao
Manambara ny hafatr’i Kristy
Ho antsika velona sy miaina ety.
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao vabctgi fiainana izao.
2.Moa mpisotro toaka ianao
Miovà izao anio izao
Fa ny ampitso dia tsy fantatrao
Fa mihelina anie ny ny andronao
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny tononkira.serasera.org fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
3.Mitandrema hoy Jesosy anio
Izay no hafatra ka tadidio
Ho anao xmcgkvfz izay manan-tsofina
Aoka hihaino tsara izany lesona
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
A/C RALAINIRINA Valitera rdlg
Mijoro eto anatrehanao
Manambara ny hafatr’i Kristy
Ho antsika velona sy miaina ety.
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao vabctgi fiainana izao.
2.Moa mpisotro toaka ianao
Miovà izao anio izao
Fa ny ampitso dia tsy fantatrao
Fa mihelina anie ny ny andronao
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny tononkira.serasera.org fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
3.Mitandrema hoy Jesosy anio
Izay no hafatra ka tadidio
Ho anao xmcgkvfz izay manan-tsofina
Aoka hihaino tsara izany lesona
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
A/C RALAINIRINA Valitera rdlg
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1391
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 22:55
