Ialao ny toaka (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tzno rxjvam 1.Ialao ny toaka e sy sigara (2fs)
Fa Jesosy avao tano ho anao (2fs)
2.F’ity tenantsika itydia tempoly
Tsy namboarina hipetrahan’ny devoly
Fa Jesosy avao no hanjaka ao (2fs)
3.Itafio Jesosy Kristy Tompo
Dia aza miahy ny nofo
Fa Jesosy avao fiainam-baovao (2fs)
4.Hoy ny Rantsana Fanantenana
Efa miandry antsika anie tononkira.serasera.org lay Kanana
Tany vaovao zay honenanao (2fs)
A/C: RALAINIRINA hbclrdro Valitera
Fa Jesosy avao tano ho anao (2fs)
2.F’ity tenantsika itydia tempoly
Tsy namboarina hipetrahan’ny devoly
Fa Jesosy avao no hanjaka ao (2fs)
3.Itafio Jesosy Kristy Tompo
Dia aza miahy ny nofo
Fa Jesosy avao fiainam-baovao (2fs)
4.Hoy ny Rantsana Fanantenana
Efa miandry antsika anie tononkira.serasera.org lay Kanana
Tany vaovao zay honenanao (2fs)
A/C: RALAINIRINA hbclrdro Valitera
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM AmpitankelyHits : 1306
Likes : 0 Like
Created by : fansDiez
Date : 25/01/2019 15:33
