Jesosy avao (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Jesosy avao ro Mpanafake
Jesosy avao ro Mpanavotse
Reo fahotana izay nangeja anao
Ento eo aminy fa ho afak’e

Fiv Zay mino Azy e, zay mino Azy e
Zay mino Aze ho afake ho avotse

2. Jesosy Tompoko no làlana
Fahamarinana ary fiainana
Ts’isy afaka manatona ny Ray
Raha tsy amin’ny alalany.

Fiv Zay mino Azy e, zay mino Azy e
Zay mino Aze ho afake ho avotse

3.Raha misy zava-manahirana
Jesosy avao ifikirana
Mpamonjy Izy sady tsy mandao
Ankino Aminy ny fiainanao.

Fiv Zay mino Azy e, zay mino Azy e
Zay mino Aze ho afake ho avotse

A/C RALAINIRINA Valitera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLM Ampitankely
Vangy : 1211
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 15:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752