Vokovokomanga (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv Vokovoko manga,
miady amin'ny toaka
Vokovoko manga,
miady amin'ny sigara
Vokovoko manga,
miady amin'ny filibina maro
Vokovoko manga,
manohitra an'ireo
Merci Jésus (2)
J'ai réussi (2)
1.Sady tsy manome akory
No tsy zvxaeyr mihinana
Tsy mba mandrisika izahay
Fa manohitra an'ireo
Fiv Vokovoko manga,
miady amin'ny toaka
Vokovoko manga,
miady amin'ny sigara
Vokovoko manga,
miady amin'ny filibina maro
Vokovoko manga,
manohitra an'ireo
Merci Jésus (2)
J'ai réussi (2)
2.Raha te ho solom-bavako
Dia manavaka
Ny zava-tsoa ianao
Hiala amin'ny zava-poana
Fiv Vokovoko manga,
miady amin'ny toaka
Vokovoko manga,
miady amin'ny sigara
Vokovoko manga,
miady amin'ny filibina maro
Vokovoko manga,
manohitra an'ireo
Merci Jésus (2)
J'ai réussi (2)
3.Aza misalasala
Ndeha hiaraka aminay
Jesosy anie mahalala fa
Te tononkira.serasera.org hiova mhbire ianao
Fiv Vokovoko manga,
miady amin'ny toaka
(ialao ny toaka e)
Vokovoko manga,
miady amin'ny sigara
(tsy mahasoa anao)
Vokovoko manga,
miady amin'ny filibina maro
(mba miovà re)
Vokovoko manga,
manohitra obic an'ireo
(manohitra an'ireo)
A/C : Ny Vatofantsika
miady amin'ny toaka
Vokovoko manga,
miady amin'ny sigara
Vokovoko manga,
miady amin'ny filibina maro
Vokovoko manga,
manohitra an'ireo
Merci Jésus (2)
J'ai réussi (2)
1.Sady tsy manome akory
No tsy zvxaeyr mihinana
Tsy mba mandrisika izahay
Fa manohitra an'ireo
Fiv Vokovoko manga,
miady amin'ny toaka
Vokovoko manga,
miady amin'ny sigara
Vokovoko manga,
miady amin'ny filibina maro
Vokovoko manga,
manohitra an'ireo
Merci Jésus (2)
J'ai réussi (2)
2.Raha te ho solom-bavako
Dia manavaka
Ny zava-tsoa ianao
Hiala amin'ny zava-poana
Fiv Vokovoko manga,
miady amin'ny toaka
Vokovoko manga,
miady amin'ny sigara
Vokovoko manga,
miady amin'ny filibina maro
Vokovoko manga,
manohitra an'ireo
Merci Jésus (2)
J'ai réussi (2)
3.Aza misalasala
Ndeha hiaraka aminay
Jesosy anie mahalala fa
Te tononkira.serasera.org hiova mhbire ianao
Fiv Vokovoko manga,
miady amin'ny toaka
(ialao ny toaka e)
Vokovoko manga,
miady amin'ny sigara
(tsy mahasoa anao)
Vokovoko manga,
miady amin'ny filibina maro
(mba miovà re)
Vokovoko manga,
manohitra obic an'ireo
(manohitra an'ireo)
A/C : Ny Vatofantsika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM AmpitankelyHits : 1575
Likes : 1 Like
Created by : fansDiez
Date : 28/07/2020 11:11
