TSARA TOMPO NY ANILANAO (VETSOPANAHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsara mwulaiip Tompo ô! ny anilanao
Tsara izaho sy Ianao tsy hifandao
ka na lohasaha na ho havoana
Tompo izaho ho ifdgoif tia Anao foana

   Ka na ho sarotra ny dia
   Izaho mbola hiriaria
   Hiaraka Aminao tononkira.serasera.org Kristy
   Ka ho doria
        Na iza n’iza hisompatra
     itbkelg    Izaho tsy hatahotra
        Matoky manana Anao
        Tiako ary koa tia ahy

Tiako Tompo, tiako tsotra izao
Tiako raha ny miaraka Aminao
Ts'isy atakaloko Anao
Foiko raha izao tontolo izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VETSOPANAHY
Vangy : 1984
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 07/09/2012 00:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0544