MBA HO IRAY IZY REHETRA. (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray Masina ô ! Indreto izahay,
Mangataka aminao, miangavy, mitalaho.
Henoy ny vavakay.
Tsy ho anay irery ihany izao vavaka izao,
Fa wyqj ho an’izay mandre sy resy lahatra.
Manaiky, mino anao.
Maniry mafy, maniry izahay ny mba ho iray
Tahaka tononkira.serasera.org anao sy rlwj ilay zanakao,
Kristy ilay maty ho anay.
Ianao aminy, ary izy ao aminao.
O mino izahay ilay zanakao ilay nirahinao.
Mangetaheta mafy fitia avy aminao,
Fitia tsy misy tamby , fa feno, manana amby
Ho an’izao tontolo izao.
Ray ô mba faniriako ny hiara-dia aminao
Ho tody soamantsara,
Hahita ilay tanàna mamirapiratra.
olfq

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 672
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 17:25