MBA HO IRAY IZY REHETRA. (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ray Masina ô ! nbdh Indreto izahay,
Mangataka aminao, olkk miangavy, mitalaho.
Henoy ny vavakay.
Tsy ho anay irery ihany izao vavaka izao,
Fa ho an’izay mandre sy resy lahatra.
Manaiky, mino anao.
Maniry mafy, maniry izahay ny mba ho iray
Tahaka anao sy ilay zanakao,
Kristy ilay maty ho anay.
Ianao aminy, ary izy ao aminao.
O mino izahay ilay zanakao ilay nirahinao.
Mangetaheta mafy fitia avy aminao,
Fitia tsy misy tamby , fa feno, manana amby
Ho hjeystmq an’izao tontolo izao.
Ray ô tononkira.serasera.org mba faniriako ny hiara-dia aminao
Ho tody soamantsara,
Hahita ilay tanàna mamirapiratra.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 01/02/2024 17:25