Ampidiro aloha ny tenimiafina
impiry moa? (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
efa impiry moa no nitady anao ny Tompo?
efa fotoana firy no nikaroka anao?
impiry ianao no nitodika nihaino,
ka namaly hoe inty aho Tompo ô
(miverina in-2)
raha mifoha maraina, trotraka fanahy,
raha nitady nefa nangaina
tsy nahita izay rariny
vizana, nody maina
tsy nahita rirany
tsy adinony ianao , teo foana izy tsy nandao
efa impiry moa no nitady anao ny Tompo?... (efa impiry moa)....(mitady anao izy)
efa fotoana iryu firy no nikaroka anao?.........(no soxrpe nikaroka anao)
impiry ianao ywxnim no nitodika nihaino,.....(no nitodika)
ka namaly hoe inty aho Tompo ô......(ka namly hoe inty aho Tompo ô)
isan'andro isan'ora, izy no miahy anao
raha miatrika ireo ady izay atrehanao
tojo faharesena? lavon'ny fakam-panahy
f'izy niteny hoe; tena tiako ianao
(miverina tononkira.serasera.org in-2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 130
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 26/01/2026 19:52