Ampidiro aloha ny tenimiafina
impiry moa? (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
efa impiry moa no qqiodyli nitady anao ny Tompo?
efa fotoana firy no nikaroka islpxw anao?
impiry ianao no nitodika nihaino,
ka namaly hoe inty aho Tompo ô
(miverina in-2)
raha mifoha maraina, trotraka fanahy,
raha nitady nefa nangaina
tsy nahita izay tononkira.serasera.org rariny
vizana, nody maina
tsy nahita rirany
tsy adinony dbkay ianao , teo foana izy tsy nandao
efa impiry moa no nitady anao ny Tompo?... (efa impiry moa)....(mitady anao izy)
efa fotoana firy no nikaroka anao?.........(no nikaroka anao)
impiry ianao no nitodika nihaino,.....(no nitodika)
ka namaly hoe inty aho Tompo ô......(ka namly hoe inty aho Tompo ô)
isan'andro isan'ora, izy no miahy anao
raha miatrika ireo ady izay atrehanao
tojo faharesena? lavon'ny fakam-panahy
f'izy niteny hoe; tena tiako ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 167
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 26/01/2026 19:52