Fara-fitiavana (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana no nanirahan'Andriamanitra ilay Tokany
mba tsy ho very izay matoky tononkira.serasera.org fa hanana ynkartkt ny fiainana mandrakizay
Fitiavana no nahatongavan'i Jesoa Kristy tety an-tany
nampianatra ny Fahamarinana, nanoro anao ny tena fiainana
fa ho fara-fitiavana an'izao tontolo izao
dia ny ainy no natolony ho sorona
nafoiny tsisy tambiny hanavotana ahy sy ho anao
niaretany ny fijaliana
tena lehibe tokoa ny famindram-ponao vtggyfdx Tompo ô
tsy nanavaka ianao fa izao tontolo izao
ny mpanota sy ireo izay tsy mahalala anao
tsy ho very anjara tamin'ny fitiavanao
fitiavana no nanosika anay hanambara fa
izy irery ihany no làlana, sy fiainana uzsp ary fahamarinana
sambatra izay mahafoy ny ainy ho an'ny sakaizany
sambatra ireo manampy izay tsy manana
mamaha ny gadran'ireo izay mbola voafatotra
manamaivana izay mavesatra entana.
tena lehibe tokoa ny famindram-ponao Tompo ô....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson'ikopa antoko mpihiraVangy : 317
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Xtella
Daty : 26/01/2026 20:29