Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fara-fitiavana (Vetson'ikopa antoko mpihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana no nanirahan'Andriamanitra ilay Tokany
mba tsy fgre ho very izay matoky fa hanana ny fiainana mandrakizay
Fitiavana no nahatongavan'i Jesoa Kristy tety an-tany
nampianatra ny Fahamarinana, nanoro anao ny tena fiainana
fa prtvzvr ho fara-fitiavana an'izao tontolo izao
dia ny ainy no natolony ho sorona
nafoiny tononkira.serasera.org tsisy tambiny hanavotana ahy sy ho anao
niaretany ny fijaliana
tena lehibe tokoa ny famindram-ponao Tompo ô
tsy nanavaka ianao fa izao tontolo izao
ny mpanota sy ireo izay tsy mahalala anao
tsy ho very anjara tamin'ny fitiavanao
fitiavana no hhto nanosika anay hanambara fa
izy irery ihany no làlana, sy fiainana ary fahamarinana
sambatra izay mahafoy ny ainy ho an'ny sakaizany
sambatra ireo manampy izay tsy manana
mamaha ny gadran'ireo izay mbola voafatotra
manamaivana izay mavesatra entana.
tena lehibe tokoa ny famindram-ponao Tompo ô....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vetson'ikopa antoko mpihiraVisites : 223
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Xtella
Date : 26/01/2026 20:29